Free People's mission

Jesus Christ is the same yesterday, today and forever. Heb.13.8

Language:

Ny kinendrin’ity bokikely ity, dia ny hanome risika vaovao ho an’ireo izay hamaky azy. Tanjonay ny hahatonga ny tsirairay hifantoka, mba hazava aminy ny mikasika ity lohahevitra ity. Ny fahanginan’ny maro no efa nanaovany hadisoana lehibe ; ankilany anefa, ny olona dia ratsy fijery amin’ireo izay mihataka ny firehan’ny daholobe, na amin’ny teniny na amin’ny asasorany. Saingy, na manao ahoana, ny fankasitrahan’ny olon-drehetra tsy ho indray azo avokoa.